| Entrée | 1 mivavaka | 
| Radical | 2 vavaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to pray, to worship [1.7] | 
| Explications en français | 6   prier, aller à la messe ou au culte [1.8] | 
| Exemples | 7   mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy
[2.470] 8 Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka [2.48] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |