Entrée |
mivimbina
(vimbina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitondra zavatra amin' ny tanana ka tsy dia mananosarotra firy: Nivimbina kitapo no nahitako azy izay Miaro, mitahy: Hivimbina anao amin' ny dianao anie ny Tompo Avo indrindra [1.1]
|
Explications en anglais | To carry in the hand;
to protect [1.7]
|
Explications en français | Porter à la main; protéger [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mivimbina |
Passé : |
nivimbina |
Futur : |
hivimbina |
Impératif : |
mivimbìna |
|
|
Entrée |
mivimbìna
(vimbina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivimbina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|