| Entrée | 1 mivoendre | 
| Partie du discours | 2 verbe actif | 
| Explications en malgache | 3   mirenireny, mivezivezy: Mivoendre diakoa voanjo ambavan-drenolo i fa tsa mba hitane izae hataone (Mivezivezy toa voanjo ambavan'antitra izy fa tsy hitany izay hataony) [Betsileo]
 [1.78] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |