| Entrée | 1 mivoho-mamba | 
| Mots élémentaires | 2 mivoho, 3 mamba | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna. [1.1] | 
| Explications en français | 6   Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse. [2.415#361] | 
| Exemples | 7   Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka
[2.857] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |