| Entrée | 1 mizaha | 
| Radical | 2 zaha | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1] 5 mijery [Bezanozano] [1.78] 6 mijery, mitazana, mitady [Sihanaka] [1.78] | 
| Explications en français | 7   Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3] | 
| Exemples | 8   ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
[2.59] 9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528] 10 Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 15 5 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 mihazà, mihaza, 18 mizaha | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |