| Entrée | 1 mizotra | 
| Radical | 2 zotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1] | 
| Exemples | 5   nefa mizotra tsy fídiny amin'izany hiany izahay.
[2.59#266] 6 Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 9 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 12 mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |