| Entrée | 1 mpampiely | 
| Radical | 2 ely | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Masina ny tenanareo mpampiely vaovao.
[2.245#] 5 Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472] 6 Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |