| Entrée (1/2) | 1 mpanajary |
| Radical | 2 hajary |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3#207] |
| Exemples |
6 ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana.
[2.436#]
|
| Entrée (2/2) | 7 mpañajary |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [Tanala]
[1.78] |
| Anagrammes | 10 mpañajary, mpanajary |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|