| Entrée | 1 mpanambara |
| Radical | 2 ambara |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13] |
| Explications en français |
5 révélateur [1.3#26] 6 déclarant [1.13] |
| Exemples |
7 aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao.
[2.996#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|