| Entrée | 1 mpanangona | 
| Radical | 2 angona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   mpamory [1.13] | 
| Explications en français | 5   collecteur [1.13] | 
| Exemples | 6   Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona.
[2.285] 7 Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470] 8 Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499] | 
| Tous les mots composés | 9 mpanangona angovon' aratra | 
| Anagrammes | 10 mpanangona, 11 mpanongana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |