| Entrée | 1 mpanjenjena | 
| Radical | 2 zenjena | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] 5 Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643#212] | 
| Explications en français | 6   celui qui va çà et là [1.3#871] | 
| Exemples | 7   ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao.
[2.996#] 8 Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643#] | 
| Synonymes | 9 mpijenjena | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |