| Entrée | 1 mpianatra | 
| Radical | 2 anatra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   a pupil, a student [1.7] | 
| Explications en français | 6   étudiant, élève [1.3, 1.8] 7 disciple, imitateur [1.3] | 
| Exemples | 8   Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
[2.332#] 9 Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#] | 
| Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 11 Education | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 13 Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 14 mañapatry, 15 manapitra, 16 mpanaitra, 17 mpianatra, 18 mpiatrana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |