| Entrée | 1 mpijirika | 
| Radical | 2 jirika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   mpanao irakely, mpamadi-barotra [1.13] | 
| Explications en français | 5   intermédiaire commercial [1.13] | 
| Exemples | 6   Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery.
[2.508#] 7 Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643#] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |