| Entrée | 1 mpitsoa-ponenana | 
| Mots élémentaires | 2 mpitsoaka, 3 fonenana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza ireo olona voatery nandao ny fonenany ka mankany an-tany hafa noho ny toe-javatra mitranga ao: ady, korontana, fitondrana tsy tanty [1.1] 6 olona mialokaloka amin'ny tany hafa noho ny antony samihafa [1.13] | 
| Explications en français | 7   réfugié [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Politique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |