|
|
|
|

Entrée1  mpizara
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zara
Explications en français  4  [1.3#868] celui qui divise, le diviseur
Exemples  5  [1.369#] Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana.
6  [2.499#] Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha.
7  [2.606#] Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12