| Entrée | 1 naikanaika | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   jocular pretension of committing a daring act [1.2] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 20 nakanaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |