| Entrée (1/2) | 1 nangy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 5 vatonangy | 
| Vocabulaire | 6 Biologie | 
| Autres orthographes | 7 mangy | 
| Entrée (2/2) | 8 nangy | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en anglais | 10   a provincial word for lasiray [Provincial]
 [1.2] | 
| Anagrammes | 11 nangy, 12 ngina | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |