| Entrée | 1 ndao | 
| Partie du discours | 2 impératif du verbe passif [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Ndao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a contraction or corruption of the word andeha, let us go. [1.2] | 
| Exemples | 5   ndao àry ianao hiaraka aminay.
[2.472] 6 - Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka. [2.471] | 
| Autres orthographes | 7 andao | 
| Analogues | 8 ndeha | 
| Anagrammes | 9 ando, Ando, 10 dona, 11 ndao, 12 Noda, 13 onda | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |