| Entrée | 1 ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela | 
| Mots élémentaires | 2 volana, 3 ho, 4 lava, 5 kilalao, 6 mbola, 7 ela | 
| Partie du discours | 8 locution | 
| Explications en malgache | 9   enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |