| Entrée | 1 olon-kendry | 
| Mots élémentaires | 2 olona, 3 hendry | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1] | 
| Exemples | 6   Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra.
[2.293#] | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |