| Entrée | 1 ondrikely kamboty | 
| Mots élémentaires | 2 ondry, 3 kamboty | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] | 
| Synonymes | 6 ondrikely malahelo | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |