Entrée | 1 orinasa |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 orina, asa |
Explications en malgache |
4 [1.13] fanjarian'asa |
Explications en français |
5 [1.13] usine, entreprise |
Exemples |
6 [2.442#] Ireo entana vitan'ny orinasa eto an-toerana no naseho tao.
7 [1.369#] Raha vao mihoatra ny olan' ny orinasa izy dia tondroina ho manao politika. 8 [2.4#] Orinasa lehibe iray vao niforona no nandray azy, tantsora-tale no toerany tao. 9 [4.27#] Misy takalony hatrany ny fanampiam-bola tsy toko tsy forohana omen' ny orinasa; |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 12 Economie: (en général) |
Anagrammes | 13 anisaro, 14 asarony, 15 orinasa, 16 rosiana, 17 Sariona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |