| Entrée | 1 ovoka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   fanalana ny zavatra mifantsika ka atao an' aina; fanesorana ny nify, na ny tandrok' omby alana hisaraka amin' ny kimbalombalony; fanaovana izay hampikoa ny ventin-dranovola; fikosohana ny tsikoko; fanesorana ny hoditra malemy ivelany amin' ny mangahazo, vary akotry Faniniana mafy dia mafy, levilevy [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 21 avoko, 22 ovoka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |