| Entrée | 1 paradizy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Croyances | 
| Autres orthographes | 5 paradisa | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |