|
|
|
|

Entrée1  petrak' ahitra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1]
Mots élémentaires  4  petraka, ahitra

Mis à jour le 2023/07/03