| Entrée | 1 poaketra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1] |
| Synonymes | 4 poketra |
| Anagrammes | 5 poaketra, 6 poretaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|