| Entrée | 1 poika | 
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Teny ataon' ny ankizy entiny mandà izay lazaina aminy: Bozy a, indriako, hono, no namaky ity fitaratra ity? Poika! izaho tsy nahalala ny fisian' io fitaratra io akory [1.1] | 
| Anagrammes | 4 Ikopa, 5 kaopy, 6 kapoy, 7 kipao, 8 kipoa, 9 kopay, 10 kopia, 11 pioka, 12 poaky, 13 poika, 14 pokay | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |