| Entrée (1/2) | 1 poketra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en anglais | 3   the ankle bone. See kitrokely [1.2] | 
| Entrée (2/2) | 4 poketra | 
| Partie du discours | 5 nom | 
| Explications en malgache | 6   Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 7   a purse, a handbag, a small portmanteau [1.2] | 
| Exemples | 8   Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia.
[2.4] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 mafy poketra | 
| Autres orthographes | 11 poaketra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |