|
|
|
|

Teny iditra1 poretaka
Fototeny  2retaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Malemy, mohaka tsy misy horaisina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5mou, sans consistence, s'affaissant sous son propre poids. Comme boretaka. [1.3#491]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  26boretaka

Fivaditsoratra  27 poaketra, 28 poretaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19