| Entrée | 1 poretina | 
| Radical | 2 poritra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Terena: Aza poretinareo aho fa avelao handeha Terena amin' ny tanana, razana: Noporetiny ny sandriko ka nikiakiaka aho [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be squeezed; to be constrained [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on presse, qu'on contraint [1.8] | 
| Exemples | 7   Nentin-kiry i Dada indray andro, na raha tsy izany noporetin' ny tsi-fananan-dava, ka nony henony ilay filazana momba ny tanim-panjakana, mba namangitra teo izy.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 12 poritina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |