| Entrée | 1 poritsaka | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |