|
|
|
|

Entrée1  rahalahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy.
Explications en anglais  4  [1.2] A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy
5  [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy
6  [1.7] The brother of a man; cf. anadahy
Explications en français  7  [1.54] Frère d'un frère
8  [1.8] Le frère d'un homme; cf. anadahy
Exemples  9  [2.583#4] Miarahaba anao aho, ry rahalahy!
10  [2.69#224] Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro;
11  [2.508#336] Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo.
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Dérivés 
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Vocabulaire  23  Rapports: famille
Analogues  24  anabavy, anadahy, rahavavy
Proverbes  25  Proverbes contenant le mot rahalahy
Article  26  Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12