"Raha ho faty rahavana, matesa raomby, raha ho faty aho, matesa rahavana";[2.324]
2
Raha ho faty aho matesa rahavana ary raha ho faty rahavana matesa ny omby raha izahay sy ny zanako no hisaraka mikatona ny tany aman-danitra raha ny olona iray no tsy tia dia hitoto koba aho hatavy[2.131]