|
|
|
|

Entrée1  raikipohy
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  raikitra, fohy
Explications en malgache  4  [1.1] Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR
5  [1.13] sora-pohy itadidiana zavatra
Explications en français  6  [1.13] formule
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12