| Entrée (1/2) | 1 railovy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. [1.2#491] 5 a black songbird [1.7] 6 black crested drongo [3.1] 7 crested drongo [2.190#303] | 
| Explications en français | 8   oiseau noir aux beaux chants [1.8] 9 drongo malgache [2.191#349] | 
| Exemples | 10   Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445] | 
| Vocabulaire | 11 Zoologie: oiseaux | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/2) | 12 railovy | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en français | 14   oiseau censé être le roi des êtres à plumes [1.54] | 
| Exemples | 15   Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445] | 
| Vocabulaire | 16 Croyances | 
| Anagrammes | 17 lairovy, 18 railovy, 19 vilaory | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |