| Entrée (1/2) | 1 rain' rain- | 
| Partie du discours | 2 forme morphologique de ray | 
| Explications en anglais | 3   father of [3.1] | 
| Explications en français | 4   père de [3.1] | 
| Exemples | 5   Izy no rain' i Varindry
[2.508#98] 6 Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto [2.117#44] 7 Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony [2.588] 8 Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra [2.470#173] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 10   rain  | 
| Partie du discours | 11 nom ou verbe actif | 
| Explications en malgache | 12   orana, ranonorana: rain [1.2, 1.7] 13 manorana: to rain [1.2] 14 patraka, patrapatraka: showers or rain [1.2] 15 mivatravatra: to pour down heavily (of rain) [1.2] 16 erika: drizzling rain [1.7] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |