| Entrée (1/2) | 1 rainiolona | 
| Mots élémentaires | 2 ray, 3 olona | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   artillerymen [1.2] | 
| Explications en français | 7   les artilleurs [1.3] | 
| Exemples | 8   Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava.
[2.472] | 
| Vocabulaire | 9 Militaire | 
| Entrée (2/2) | 10 rainiolona | 
| Mots élémentaires | 11 ray, 12 olona | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en anglais | 14   The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2] | 
| Explications en français | 15   [rain' ny olona]
 les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3] | 
| Exemples | 16   Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka;
[2.48] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |