|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rambiazina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anaran-javamaniry madinika izay manipofona ny raviny rehefa kosokosehina, fanao tambavy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a sweet-scented shrub used as a disinfectant. Stenocline incana (?) Baker.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (déformation du nom précédent, ou de rambazina). Helichrysum bracteiferum (DC) Humbert et Helichrysum gymnocephalum (DC) Humbert (Asteraceae). On donne aussi plus rarement ce nom à Vernonia trinervis Drake (Asteraceae). Toutes plantes à essence et médicinales. Malzac écrit « arbuste odoriférant », ce qui est exact. Mais aussi « espèce de Sauge », ce qui est erroné.
[Merina, Sihanaka, Bezanozano, Betsileo]
[1.196] |
| Ohatra |
6 Ny rambiazina no mamerovero an-tanety ny tongolo no manitra voasary [2.131] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Kamban-teny rehetra | 8 rambiazindrano |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|