| Entrée | 1 rambondanitra | 
| Mots élémentaires | 2 rambo, 3 lanitra | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [rambin-danitra]
 A water-spout [1.2] 7 [rambin-danitra] a waterspout, the funnel of a tornado [1.7] | 
| Explications en français | 8   [rambin-danitra]
 trombe [1.8] | 
| Vocabulaire | 9 Météorologie | 
| Analogues | 10 alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Proverbes | 33 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |