| Entrée | 1 rameva | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   A camel. See angamenavava, angamia [1.2] | 
| Explications en français | 5   chameau [1.54] | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: mammifères | 
| Analogues | 7 angamenavava, angamia | 
| Article | 8 Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |