|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ranga |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitsangana, toy ny sofin'ampondra
4 Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny loteria 5 (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Ascension, notion de déplacer, monter —> akatse, ambony, anike, ongake, onja, rada, sanjake, sonjotse
[Vezo]
[1.68] |
| Ohatra |
7 ranga daholo ny vatan-dehilahy rehetra.
[2.895#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 29 ranga |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31 Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao.
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Teny iditra (3/4) | 33 ranga |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 a hard-wooded tree
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 (probablement de ranga, adjectif : dressé, comme les cornes de certains boeufs). Nom de divers arbustes à bois dur ; surtout :
|
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 40 ranga |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
42 Ditin-kazo fotsifotsy eny amin' ny rantsankazo
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
43 (peut être mis pour rango : long et maigre). Nom de diverses plantes aphylles ; surtout : Cynanchum aphyllum (Thunb.) Schltr. (Apocynaceae), d'après Debray. Nom relevé aussi pour Cynanchum ampanihense Jum. & H.Perrier (= C. humbertii Choux) et Cynanchum antandroy Desc. (fichier Boiteau). Ces lianes aphylles secrètent un revêtement abondant : mélange d'acides triterpéniques et d'acides aliphatiques à longue chaîne, non encore étudiés. Ces substances sont inflammables et permettent aux écorces de brûler même à l'état frais. On en fait des sortes de torches.
[Mahafaly, Masikoro, Sakalava Atsimo]
[1.196] |
| Voambolana | 44 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 48 ngara, ranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|