| Entrée (1/2) | 1 rangomaina | 
| Mots élémentaires | 2 rango, 3 maina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1] 6 taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   The blade-bone, the scapula [1.2] | 
| Explications en français | 8   omoplate [1.13] | 
| Exemples | 9   Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io.
[2.643#] | 
| Vocabulaire | 10 Biologie | 
| Entrée (2/2) | 11 rangomaina | 
| Mots élémentaires | 12 rango, 13 maina | 
| Partie du discours | 14 nom | 
| Explications en anglais | 15   the hair plaited without being oiled or greased [1.2] | 
| Vocabulaire | 16 Coiffures | 
| Anagrammes | 17 amingorana, 18 rangomaina | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |