|
|
|
|

Entrée (1/6)1  rano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana
Explications en anglais  4  [1.2] water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.]
5  [1.7] water; liquid
Explications en français  6  [1.8, 1.196] eau
7  [1.8] liquide
8  [1.405] eau [Sakalava-Mayotte]
Exemples  9  [2.324#] Niroboka tao anaty rano izy ireo;
10  [2.69#286] Misotro rano dikain' ny gisa anie!
11  [2.576] Nalahatra tsara niamboho rano ireo
12  [2.442#95] Jereo iry botry am-povoan-drano iry!
13  [2.131] ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?

14  [2.471] Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano
15  [2.470] Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy
16  [2.472] rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika
Morphologie 
17  Simple :
18  Préfixée :
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  21  388 mots contenant rano
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot rano
Article  23  Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/6)24  rano
Partie du discours  25  nom
Explications en français  26  [1.196] la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  28  Botanique: (en général)

Entrée (3/6)29  rano
Partie du discours  30  nom
Explications en anglais  31  [1.2] a child that dies under two years of age

Entrée (4/6)32  rano
Partie du discours  33  nom
Explications en anglais  34  [1.2] a disease supposed to arise from water
Vocabulaire  35  Santé

Entrée (5/6)36  rano
Partie du discours  37  adjectif
Explications en anglais  38  [1.2] soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration

Entrée (6/6)39  raño
Partie du discours  40  nom
Explications en malgache  41  [1.78] sakaiza [Taisaka]

Anagrammes  42 rano, raño, 43 rona, roña

Mis à jour le 2025/09/13