Entrée | 1 ranomaso tsy miaraka amam-paty |
Mots élémentaires | 2 ranomaso, 3 tsy, 4 miaraka, 5 amana, 6 faty |
Partie du discours | 7 locution |
Explications en malgache |
8 enti-milaza fa tsy mety raha tsy mifanaraka amin' ny toe-javatra miseho izay atao, indrindra izay mikasika ny fahoriana na ny alahelo (raha zavatra mikasika ny hafaliana kosa no resahina dia atao hoe haingo diso an' iarivo) [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |