| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ranonoram-baratra | 
| Singan-teny | 2rano, 3orana, 4varatra | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 The heavy rain accompanied with thunder. [1.2] | 
| Ohatra | 
7 Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra.
[2.324#] 
 | 
| Voambolana | 8 Haitoetrandro | 
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |