|
|
|
|

Entrée1  raofina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  raoka
Explications en malgache  4  [1.1] Angonina amin' ny tanana: Raofy ireo tsaramaso ireo
Paohina, faohina, atao majifa: Noraofin' ny mpangalatrany lamba rehetra tao an-trano
Baboina: Noraofin' ny fanjakana ny fananany
Samborina indray miaraka:Noraofin' ny poiisy ireo mpangalatra niafina tao anaty zohy
Explications en anglais  5  [1.2] see Raoka
6  [1.7] to be gathered in a mass; to be cropped by cattle (of grass)
Explications en français  7  [1.8] qu'on ramasse en tas: brouté par les bestiaux; qu'on confisque
Exemples  8  [2.471] Amin' ny fotoana anatodizany dia raofina amin' ny sobika ny atody
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot raofina

Anagrammes  15 anafory, 16 faranio, 17 Faraony, 18 fiorana, 19 iforana, 20 raofina

Mis à jour le 2025/09/12