| Entrée | 1 ratsy | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   bad; wicked [1.7] | 
| Explications en français | 5   mauvais [1.3#516, 1.8] 6 méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3#516] | 
| Exemples | 7   Ary ny alarobia, tonon' andro ratsy;
[2.48] 8 Niteny ratsy tamiko izy, hoy Feno. [2.472] 9 Tsy nitsahatra teo anefa ny asa ratsin-dRakoto. [2.285#285] 10 Ka inona no tetik' ady ratsiny, araka ny voalaza taminao? [2.643#187] 11 Maty I Solo, maty noho ny anjara ratsin' ny fianakavianay. [2.472#162] 12 Nefa tsy afa-maina fa ahazoanao dimam-polo miampy izay valisoa omen' ny mpividy ity nama-ratsinao. [2.323#8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 32 82 combinaisons de ce mot | 
| Antonymes | 33 tsara | 
| Analogues | 34 ratsiratsy, tsizarizary, tsy tsara, tsy manahoana, eo ho eo, benahoana, tsy vanona, tsy mahomby, tsy manjary, fatritran-javatra | 
| Proverbes | 35 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 36 ratsy, 37 satry, 38 sitra, 39 Tarsy | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |