|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ravina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tendron' ny ankabeazan' ny zavamaniry, izay lavalava etiety mitsilotsilo marani-doha ny bikany ary ny atiny malamalama, fa ny vohony maraorao: Kely ravina ny rambiazina
4 Takela-javatra: Ravin-taratasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a leaf; a sheet of something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 feuille [1.8]
7 (toute l'île) (pris adjectivement, le même mot veut dire : mince). Nom générique des feuilles (d'arbre, de papier, etc.). Expression proverbiale : "Tsy mandray ravindena" (= ne pas se contenter de feuilles fraîches) : être riche, vivre de ses rentes. Les folioles des feuilles Asteraceae sont souvent prises pour de vraies feuilles. Cependant il existe une expression : misampan-dravina pour désigner les plantes à feuilles Asteraceae (de sampana : divisions). Quant à la position des feuilles sur le rameau, on distingue clairement les espèces à feuilles alternes : mifandika ravina (de dika : alternance), des espèces à feuilles opposées : mifanatri-dravina (de mifanatrika : être en face l'une de l'autre), ou à feuilles verticillées mivorivoridravina (de vori-vory : en cercles) [1.196]
Ohatra  8  Tapaka ny voany sady folaka ny raviny [2.69]
9  hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472]
10  Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  21  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 107 amin' io teny io
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  27 Randzavola: ravina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)28  ravina
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 Forme de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), à tronc peu élevé. Forme de jeunesse, plus appréciée pour la préparation du falafa. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)33  ravina
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 Nom des Arecaceae du genre ravenea (nom donné par Bouché d'après l'orthographe de Hildebrandt), notamment : Ravenea glauca Jum. & H. Perrier, et Ravenea rivularis Jum. & H. Perrier . On emploie leurs grandes feuilles pour les constructions rustiques comme celles de l'espèce précédente. [Bara, Betsileo] [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  ravina, 39 rivana, 40 varany, 41 varina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08