| Entrée (1/3) | 1 ravoravo | 
| Radical | 2 ravo | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   exultant [1.2] 6 joyous, happy [1.7] | 
| Explications en français | 7   heureux, joyeux [1.8] | 
| Exemples | 8   A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita!
[2.150#168] 9 Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 dihy ravoravo | 
| Synonymes | 12 ravo | 
| Entrée (2/3) | 13 ravoravo | 
| Radical | 14 ravo | 
| Partie du discours | 15 nom | 
| Explications en malgache | 16   Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1] | 
| Explications en français | 17   terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 19 fotsy ravoravo | 
| Synonymes | 20 taniravo | 
| Entrée (3/3) | 21 ravoravo | 
| Partie du discours | 22 nom | 
| Explications en malgache | 23   karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Tanala]
 [1.78] | 
| Vocabulaire | 24 Zoologie: oiseaux | 
| Anagrammes | 25 ravoravo, 26 rovarova, 27 voravora | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |