| Entrée (1/2) | 1 rebareba | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en français | 3   traînant, long et ample comme une robe [1.3#519] | 
| Exemples | 4   Tsaroako koa ny fitafiko lamba rebareba fa toa tsy dia manaja loatra
[2.4#] 5 nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy [2.270#] | 
| Tous les mots composés | 6 akanjo rebareba | 
| Entrée (2/2) | 7 rebareba | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 9   akanjo na fitafiana lava be sy mitaritarika [1.1] | 
| Explications en français | 10   habit large, long, traînant [1.3#519] | 
| Exemples | 11   Hitany aho, izaho, ilay pretra mitondra rebareba efa konka.
[1.369#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |